KAROKA SY KETRIKA TVM
Alakamisy 08 Aogositra 2024 @ 6 Ora latsaka 15 mn (17h 45mn)
CIDST :
Foibe iray eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa misahana indrindra ny fanomezan-danja ny voka-pikarohan’ny mpikaroka,amin’ny alalan’ny fitehirizana sy fampidirana azy ao anatina tahiry fototra niomerika,ny fampahafantarana sy fanapariahana ary ny fanamorana ny fahafahan-mitady hoan’izay te-hampiasa azy.
Ambonin’ireo ny tan-tsoroka omena ny mpikaroka hahafahan’ity farany miaro ny vokatry ny fikarohana nataony.
Hofantarintsika ao anatin’ny andiam-pandaharana vitsivitsy manomboka eto ny CIDST.

More Stories
𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 « 𝗘𝗰𝗼𝘃𝗶𝗹𝗹𝗮𝗴𝗲 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮̀𝗻𝗮 »
𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀-𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐋𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐊𝐎 𝐓𝐄𝐋𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐊𝐎 𝐎𝐑𝐆𝐀𝐍𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐏𝐋𝐀𝐒𝐓𝐈𝐊𝐀
𝙁𝙞𝙫𝙤𝙧𝙞𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙡𝙖𝙣𝙠𝙚𝙫𝙞-𝙥𝙞𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝘾𝙄𝘿𝙎𝙏