KAROKA SY KETRIKA TVM – Alakamisy 15 Aogositra 2024 @ 6 ora latsaka 15 min (17h 45).
Tohin’ny fanadihadiana natao taoamin’ny CIDST (Centre d’Information et de Documentation Scientifique et Technique).
Ankoatra fanomezan-danja ny voka-pikarohan’ny fanomezan-danja ny voka-pikarohana ,amin’ny alalan’ny fitehirizana sy fampidirana azy ao anatina tahiry fototra niomerika, sy ny fampahafantarana sy fanapariahana ary ny fanamorana ny fahafahan-mitady hoan’izay te-hampiasa azy, dia isan’ny andraikitra lehibe sahaniny ny tari-dalana sy tan-tsoroka omeny ny mpikaroka ho fiarovana ny voka-pikarohana.
Mampiantrano ny CATI MADAGASCAR (Centre d’Appui à la Technologie et à l’Innovation) ity foibe ity ho fanatanterahana izany,sady manjohy ny toro-marika iraisam-pirenena momba ny fizaka-manana ara-tsaina avy amin’ny rantsana iray eo anivon’ny firenena mikambana misahana izany dia ny ” Organisation Mondiale de la Propriété Intellectuelle (OMPI)”.

More Stories
𝗧𝗼𝗿𝗼𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮𝗸’𝗮𝘀𝗮
𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐙𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲
𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧-𝐤𝐚𝐳𝐨 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐙𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲