CIDST

Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

๐—™๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† « ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐˜ƒ๐—ถ๐—น๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ง๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ »

Taorian’ny fihaonana sy fifanakalozana izay natao tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny 20 Mey lasa teo, dia nitohy tamin’ny fitsidihana ny Ecovillage Tsaratanร na-Ambohidratrimo ny hetsika izay nokarakarain’ny CIDST sy ny Toko Telo, ny zoma 22 May 2026, ary mbola niara-dalana tamin’izany ny solotena avy amin’ireo mpiaramiombonantoka rehetra.
  • ย Ny Ecovillage dia tanร na iray niforona tamin’ny 2007, izay handraisana sy hanampiana ireo olona sahirana sy tsy manan-kialofana.
Mifantoka tanteraka amin’ny « systรจme รฉcologique » ny Ecovillage, ary zava-dehibe amin’izy ireo ny fiarovana ny tontolo iainana. Anisan’ny manodina ny fako plastika sy organika ihany koa ny Ecovillage.
– Ny fako organika mba ahazoana zezika compost.
– Ny fako plastika mba ho akora ho azo ampiasaina indray ahavitana toy ny poketra, firavaka, sns….
Amin’ny ankapobeny dia tena nahafa-po ny rehetra ny fitsidihana izay natao, ary nahazoana fampianarana sy nahalalร na zava-baovao maro.
Maneho fisaorana feno ireo rehetra nanohana sy nandray anjara tamin’ity hetsika ity ny ๐‚๐ˆ๐ƒ๐’๐“, ary ankasitrahana manokana ireo ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ sy ny ekipan’ny ๐“๐จ๐ค๐จ ๐“๐ž๐ฅ๐จ ๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ (๐‘ด๐’‘๐’Š๐’Œ๐’‚๐’“๐’๐’Œ๐’‚-๐‘ด๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚-๐’๐’š ๐’—๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’†๐’๐’š ๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’๐’๐’š) tamin’ny fikarakarana rehetra ka nahatontosana ny rencontre-รฉchanges 2026, andiany faha-4.
« ๐Œ๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š ๐š๐ฏ๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ค๐š-๐ฉ๐ข๐ค๐š๐ซ๐จ๐ก๐š๐ง๐š ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ».

Plus d'articles