Mitohy hatrany ny fanentanana amin’ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Oniversitem-panjakana.
Taorian’ny ny Oniversite an’Antananarivo dia teny amin’ny Sekoly Ambony Politeknika Vontovorona indray no nanaovana ny fanentanana androany 29 febroary 2024.
Marihina hatrany fa ho fanampiana ireo mpianatra amin’ny fisorohana ny vohoka tsy niriana no tanjona amin’izao hetsika izao.
Mpianatra miisa 2889 teo ho eo no tonga nanatrika ny fanentanana izay iarahana hatrany amin’ny ekipan’ny CIDST sy ireo mpiasan’ny Fahasalamana eto amin’ny Faritra Analamanga.

More Stories
𝗙𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 « 𝗘𝗰𝗼𝘃𝗶𝗹𝗹𝗮𝗴𝗲 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮̀𝗻𝗮 »
𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀-𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐋𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐊𝐎 𝐓𝐄𝐋𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐊𝐎 𝐎𝐑𝐆𝐀𝐍𝐈𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐏𝐋𝐀𝐒𝐓𝐈𝐊𝐀
𝙁𝙞𝙫𝙤𝙧𝙞𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙞𝙡𝙖𝙣𝙠𝙚𝙫𝙞-𝙥𝙞𝙩𝙖𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝘾𝙄𝘿𝙎𝙏