ย ย ย ย ย ย Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanomanana ny Salon de l’รฉtudiant 2025 ny ekipan’ny CIDST amin’izao fotoana izao. Nisy arak’izany ny fivoriana nampitain-davitra izay niarahana tamin’ireo mpiara-miasa any amin’ny antenne CIDST isam-paritra: Mahajanga-Fianarantsoa-Toamasina, niresahana sy nifanomezana toromarika mahakasika ny fanantanterahana ity hetsika ity.
ย ย ย ย ย ย Tao aorian’ny fivoriana dia nisy avy hatrany ny fidinana ifotony teny amin’ny toerana hanaovana izany, nanao fandrefesana ny toerana sy nijery ny fandaminana mbola tokony ho atao.
ย ย ย ย ย ย Ankasitrahana ny ekipa rehetra na ny eto Antananarivo na ny any amin’ny faritra miara-mientana amin’ny fanomanana sy fanatontosana ny « Salon de l’รฉtudiant andiany faha-3, 2025 ».
More Stories
Ny CIDST dia mandray anjara amin’ny « TSENABEN’ NY BOKY »
« ๐ง๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ป’๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ »
๐ข๐ฟ๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฆ๐ฐ๐ผ๐น๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ฒ๐๐๐ถ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐น๐น๐ฒ