Mitohy hatrany ny fanentanana mahakasika ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana eny anivon'ireo Oniversitem-panjakana. Anjaran'ny Oniversite Analanjirofo indray no nisitraka izany androany...
MESupReS
𝑭𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒐𝒏𝒊𝒂 𝒇𝒊𝒇𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎-𝒎𝒑𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑭𝒐𝒊𝒃𝒆 𝑭𝒂𝒎𝒑𝒂𝒉𝒂𝒍𝒂𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝑭𝒊𝒓𝒂𝒊𝒌𝒆𝒕𝒂𝒏𝒂 𝑻𝒐𝒓𝒐𝒉𝒂𝒚 𝑺𝒊𝒂𝒏𝒕𝒊𝒇𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝑻𝒆𝒌𝒏𝒊𝒌𝒂 (𝑪𝑰𝑫𝑺𝑻) 𝒔𝒚 𝒏𝒚 "𝑪𝒉𝒂𝒎𝒃𝒓𝒆 𝒅𝒆 𝑪𝒐𝒎𝒎𝒆𝒓𝒄𝒆 𝒆𝒕 𝒅𝒆...
Mitohy hatrany ny fanentanana amin'ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ho an'ireo mpianatra eny amin'ny Oniversitem-panjakana. Taorian'ny ny Oniversite an'Antananarivo dia teny...
Natao androany Alarobia 28 febroary 2024 teto amin'ny "Esplanade" Ankatso ny fanentanana sy fampianarana mahakasika ny fandrindrana ny fiainam-pianankaviana teto...
Fitsidihan' Andriamatoa Ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa ny 26 Febroary 2024. Nitsidika ny Ivon-toeranam- pikarohana momban ny...
Anisan'ny fanamby tanterahin'ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ao anaty 100 andro ny hanomezana vatsim-pianarana ny mpianatra ara-potoana....
Sous la tutelle du Ministère de l'Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique (MESupReS), le Centre d'Information et de Documentation...
Dans le cadre de la promotion de la Planification familiale dans les universités publiques, notamment l'Université Ankatso et l' École...
𝐈𝐧𝐬𝐭𝐢𝐭𝐮𝐭 𝐒𝐮𝐩𝐞́𝐫𝐢𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐞 𝐓𝐞𝐜𝐡𝐧𝐨𝐥𝐨𝐠𝐢𝐞 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚: 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚. Ao anatin'ny fanatanterahana hatrany ny programan'asan'ny Filoham-mpirenena sy ny...
𝑭𝒂𝒏𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒗𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑶𝒏𝒊𝒗𝒆𝒓𝒔𝒊𝒕𝒆 𝑭𝒊𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂 Natao androany 12 febroary 2024 ny fanentanana mahakasika ny Fandrindram-piterahana...