Androany 29 Aogositra 2025 no notanterahina ny fivoriana niarahana taminโireo mpandray anjara rehetra aminโny ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐’๐๐๐๐๐๐ 2025 izay karakarainโny CIDST sy ny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa, hetsika izay hatao eo aminโny Parvis de l’ Hรดtel de Ville de Toamasina ny faha 06 sy 07 septambra 2025 izao.
ย ย ย ย ย Izao no natao dia ho fanomanana sy fanomezana ny toro-marika ho anโireo mpandray anjara rehetra aminโity hetsika izay hatao eto TOAMASINA ity. Nisy hatrany moa ny fifanakalozan-kevitra teo aminโny mpandray anjara sy ny mpikarakara entina hanomezana tolotra tsara ho anโny tanora malagasy.
ย ย ย ย ย Eo aminโny Parvis de l’ Hรดtel de Ville de Toamasina ary ny fotoanantsika ny faha 06 sy 07 septambra 2025 izao. Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !