Mpitsidika maherin’ny 25.000 eo ho eo no andrasana amin’ity andiany fahatelo ity.
ny hetsika karakarain’ny CIDST hatrany:
– ny fandraisanโanjaranโireo Sekoly ambony misehatra amin’ny fampiofanana arak’asa nasionaly toy ny ACMIL, ENMG, EGNA, ENS, ENSP, sns.
– ny fahatongavan’ireo Sekoly ambony avy any amin’ny faritra toy ny ENI sy EMIT Fianarantsoa, IST- Ambositra, sns
– ny fisian’ny famelabelaran-kevitra isan’andro mahakasika ny fampianarana arahina fanentanana sy torolalana arak’asa ho an’ny sokajin’olona rehetra, izay atao ao amin’ny amphithรฉรขtre an’ny JJRABEARIVELO.
ย Ao anatin’izany dia misy ihany koa ny tombola iarahana amin’ny Yas Madagascar, hanentanana antsika mpitsidika rehetra fa maimaim-poana ny fandraisana anjara ho an’ireo tonga manatrika ny famelabelaran-kevitra.
Nanokatra izao hetsika izao tamin’ny fomba ofisialy ny ๐ฃ๐ฟ ๐ฅ๐๐๐๐ฅ๐๐ก๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ป๐ด๐ฒ๐น๐ผ ๐๐๐น๐ด๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ, Talen’ny “Accrรฉditation et Assurance Qualitรฉ” izay nisolo tena ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, ๐ฃ๐ฟ ๐๐๐๐ ๐๐ก๐๐ ๐๐ผ๐๐น๐น๐ฎ, niaraka tamin’ny Talen’ny CIDST,
๐๐ฟ ๐ก๐๐๐ฌ ๐๐ถ๐ป๐ฑ๐ ๐ฉ๐ฒ๐ฟ๐บ๐ฒ๐ถ๐น๐น๐ฒ.
Hitohy any Toamasina ny “Salon de l’รฉtudiant” karakarain’ny MESupReS sy ny CIDST, ny 06 sy 07 Septambra 2025.
[siteorigin_widget class= »HootKit_Slider_Image_Widget »][/siteorigin_widget]

More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !