Ho fanomanana sy fanomezana toromarika ny mpandray anjara amin’ny 𝐒𝐀𝐋𝐎𝐍 𝐃𝐄 𝐋’𝐄𝐓𝐔𝐃𝐈𝐀𝐍𝐓 2025 FIANARANTSOA, izay karakarain’ny CIDST sy ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa dia natao androany 02 septambra ny fivoriana niarahan’ny mpikarakara sy ny mpandray anjara rehetra amin’ity hetsika ity.
Tanjona hatrany ny hanomezana tolotra tsara nefa maimaimpoana ho an’ny tanora Malagasy rehetra.
Eo amin’ny MANOLOANA NY TRANOMPOKONOLONA TSIANOLONDROA FIANARANTSOA ary no fotoana amin’ny faha 11-12 septambra izao.
Tongava maro fa tsy misy ny vidim-pidirana.
More Stories
𝗨𝗻𝗲 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗿𝗶𝗰𝗵𝗲 𝗲𝗻 𝗲́𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝘀 𝗮𝘂 𝗙 𝗜 𝗠!
𝗟𝗲 𝗖𝗜𝗗𝗦𝗧 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗜𝗠 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement à la FIM 2026 !