CIDST

Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

Ny CIDST dia mandray anjara amin’ny « TSENABEN’ NY BOKY »

« 𝗧𝘀𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆𝗕𝗼𝗸𝘆 »

Ho fankalazana ny 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐛𝐨𝐤𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐨𝐫𝐨𝐧𝐚, ny CIDST dia mandray anjara amin’ny fampirantiana karakarain’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara – BNM, izay hatao 𝒂𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑻𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎𝒃𝒐𝒌𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝑨𝒏𝒐𝒔𝒚, 𝒏𝒚 23, 24 𝒂𝒓𝒚 25 𝑨𝒑𝒓𝒊𝒍𝒚 2026 ho avy izao.
  •  𝐇𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐚𝐫𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 « 𝐟𝐢𝐜𝐡𝐞𝐬 𝐭𝐞𝐜𝐡𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 » mirakitra ny torolalana amin’ny fanodinana ireo karazana vokatra samihafa izay nahafantarana ny CIDST, koa manasa antsika ho tonga hitsidika fa maro ireo vokatra vaovao hatolotra ho anareo mpanjifa.
Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana

About Post Author