- ย Tonga maro be ireo mpitsidika tamin’ny andro famaranana, indrindra ireo tanora. Arak’izany dia mbola maro ny tanora no liana amin’ny asa soratra malagasy na dia eo aza ny fandrosoan’ny teknolojia sy ny fanatontoloana.
- Tonga maro ihany koa ireo mpitsidika sy mpanjifa ny Takela teknika na ny « Fiches techniques » teo amin’ny tranoevan’ny CIDST nandritra ny andro famaranana, azo lazaina arak’izany fa nahafa-po ny hetsika.
- ย Isaorana manokana ireo rehetra namaly ny antso tamin’ny fanomezana boky, ho fampitomboana ny tahirim-boky sy rakitsoratra ho an’ny CIDST. Mbola manentana sy manantena hatrany ny fiaraha-miasa sy ny fanohanan’ireo mpiara-miombon’antoka rehetra ihany koa amin’ny famatsiana boky, na « thรจses » na « article scientifique » sy izay rehetra mahakasika ny « documentations scientifiques » ho an’ny CIDST.

More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !