CIDST

Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

๐…๐š๐ง๐ค๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐€๐ง๐๐ซ๐จ ๐ˆ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐™๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ž๐ก๐ข๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ

๐ŸŽ๐Ÿ– ๐ฆ๐š๐ซ๐ญ๐ฌ๐š

๐ด๐‘š๐‘๐‘œโ„Ž๐‘–-๐‘๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘œ๐‘›๐‘Ž๐‘›’๐‘–๐‘Ÿ๐‘’๐‘œ ๐‘ฃ๐‘’โ„Ž๐‘–๐‘ฃ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘›๐‘’๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐น๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž 24 ๐‘’๐‘ก๐‘œ ๐‘€๐‘Ž๐‘‘๐‘Ž๐‘”๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘’๐‘ก๐‘œ ๐ด๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ฃ๐‘œ.
  • Diabe nihodidina ny farihin’Anosy niainga teny Antanimbarinandriana ary nifarana teo aminโ€™ny Lapan’ny Fitsarana Anosy, no nankalazana ny andro Iraisampirenena ho an’ny Zon’ny vehivavy ny 8 martsa 2026. Nitarika izany Ramatoa RANDRIANIRINA Elisa vadinโ€™ny Filohanโ€™ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara izay reny mpiahy ny hetsika.
  • ย Niara-nientana sy nandray anjara mavitrika tamin’izany ny vadin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa sy ireo vehivavy tomponโ€™andraikitra sy mpiara-miasa avy amin’ny Fianakaviamben’ny MESUPRES. Nisy ihany koa ireo Oniversite sy Ivotoeram-pikarohana nankalaza izany tany aminโ€™ny Faritra.
“Ny Vehivavy Malagasy: Hery iray ho an’ny Fanavaozana ny Firenena” no lohahevitra nanamarihana ny fankalazana tamin’ity taona 2026 ity.

About Post Author

Plus d'articles