Nidina ifotony tany amin’ny ๐๐ข๐ฌ๐๐ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐๐ญ๐๐๐ข๐ค๐ ny ekipan’ny CIDST nanome ny torolalana ara-piofanana sy arak’asa ho an’ireo mpianatra tao amin’ny kilasy famaranana (Terminale) “sรฉrie L, S ary OSE” ny alarobia 11 martsa 2026.
Tanjona tamin’izany ny hanampiana ireo mpianatra any amin’ny lisea amin’ny fisafidianana ny fianarana sy ny lalam-piofanana harahina aorianโny bakalorea, nampahafantarina azy ireo ny sampam-piofanana samihafa misy eny anivon’ireo Oniversitem-panjakana sy ireo Sekoly lehibe manofana ho mpiasam-panjakana ambony.
Andriamatoa ๐๐ซ๐จ๐ฏ๐ข๐ฌ๐๐ฎ๐ซ ny Lisea Ampitatafika ๐
๐๐ง๐จ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ no nanokatra ny fotoana , avy eo dia natomboka tamin’ny tari-dalana ho an’ny mpianatra mahakasika ny fahalalana ny tena ary ny fanofanana samihafa mifanaraka amin’ny vinavinan’asa izany , narahina fampahafantarana sy famelabelarana mahakasika ireo karazana lalam-piofanana misy eny anivon’ireo Oniversitem-panjakana sy ny “Institut Supรฉrieur de Technologie (IST), ary fampahafantarana ireo karazana lalam-piofanana eny amin’ireo Sekoly lehibe manofana ho mpiasam-panjakana ambony toy ny ENAM, EGNA, ENIAP, ACMIL, ENMG, SEMIPI, INFA…
Nofaranana tamin’ny fametrahana fanontaniana sy famaliana ny hetahetan’ireo mpianatra ny fotoana.
Miisa 258 ireo mpianatra nisitraka izany torolalana izany tao amin’ny Lisea Ampitatafika.
More Stories
๐ ๐๐ง๐ค๐๐ฅ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐ฏ๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ
๐ ๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง-๐ค๐๐ณ๐จ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ก๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ค๐๐ฅ๐๐ณ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ
๐ฆ๐ฒฬ๐ฎ๐ป๐ฐ๐ฒ๐ ๐ฑ’๐ข๐ฟ๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฆ๐ฐ๐ผ๐น๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ฒ๐๐๐ถ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐น๐น๐ฒ