โAo anatin’ny fankalazana ny andro Iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy, zanakazo 3000 fototra no novolena to amin’ny Fokontany Ambohimahavelona, Kaominina Talata Volonondry ny 6 martsa 2026. Nitarika ny hetsika ny vadinโny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblikanโi Madagasikara, Ramatoa Elisa RANDRIANIRINA, notroninโireo vehivavy maro avy aminโny Governemanta sy ireo vehivavy isan-tsokajiny avy aminโireo Faritra rehetra manerana ny Nosy.
โ
- Nandray anjara mavitrika tamin’izany ireo vehivavy tomponโandraikitra sy mpiara-miasa avy eto aminโny Minisiteranโny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, izay nanome sy namboly zanakazo.
โ
- ย โTanjon’izao hetsika izao ny hanehoana ny fandraisan’anjaran’ny Vehivavy amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy hanorenana hoavy tsaratsara kokoa ho an’ny tanin-janaka.
More Stories
Ny CIDST dia mandray anjara amin’ny « TSENABEN’ NY BOKY »
« ๐ง๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ฏ๐ฒ๐ป’๐ป๐ ๐๐ผ๐ธ๐ »
๐ข๐ฟ๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฆ๐ฐ๐ผ๐น๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ณ๐ฒ๐๐๐ถ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐น๐น๐ฒ