smart
Mpianatra miisa 96 avy ao amin’ny “Institut Universitaire de la Technologie et d’Agronomie” Mahajanga na IUTAM no tonga nanao fitsidihana teto amin’ny Foibe Fampahalalana sy Firaiketana Torohay Siantifika sy Teknika na CIDST Tsimbazaza, ny Alakamisy 30 may 2024.
Mpianatra taona faharoa avy amin’ny sampana “Fambolena sy Fiompiana” izy ireo.
Nandray an-tanana azy ireo ny tompon’andraikitra teto amin’ny CIDST ary nanazava sy nampahafantatra ny andraikitra fototra sahanin’ity Foibem-pikarohana ity.
Nampahafantarina azy ireo tamin’izany ihany koa ireo tolotra sy fiofanana misy sy afaka sitrahana ato amin’ny CIDST.




More Stories
𝗧𝗼𝗿𝗼𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗮𝗿𝗮𝗸’𝗮𝘀𝗮
𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐙𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲
𝐅𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐞𝐧-𝐤𝐚𝐳𝐨 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐙𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐕𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲