ย ย ย ย ย ย ย Mpianatra ao amin’ny taona faha-4 miisa 29 avy ao amin’ny “รcole Vรฉtรฉrinaire” ao amin’ny Oniversite Mahajanga no tonga nanao fitsidihana teto amin’ny CIDST Tsimbazaza , androany 21 jolay 2025.
ย ย ย ย ย ย ย Nampahafantarina azy ireo tamin’izany ireo tolotra ara-torohay siantifika misy eto anivon’ny CIDST, sy ny mahakasika ny “Propriรฉtรฉ Intellectuelle” ary ny “Chaรฎne Documentaire”, izay anisan’ny anjara asa fototra ijoroan’ity foibem-pikarohana ity.
More Stories
๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ « ๐๐ฐ๐ผ๐๐ถ๐น๐น๐ฎ๐ด๐ฒ ๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ »
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐ซ๐ค๐ง๐๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐-๐ฅ๐๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ’๐ฃ๐ฎ ๐พ๐๐ฟ๐๐