Tao amin’ny Lisea André Resampa Antsirabe indray ny ekipan’ny CIDST no nifanome fotoana tamin’ireo mpianatra, androany 16 mai 2024 ho fanentanana sy toro-lalana arak’asa ho an’ireo mpianatra, nampahafantarana azy ireo ireo karazana lalam-piofanana misy sy ny Oniversite mifandraika amin’izany, mba ahafahana manampy azy ireo hisafidy ny taranja sy ny fianarana mety aminy.

More Stories
𝗨𝗻𝗲 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗿𝗶𝗰𝗵𝗲 𝗲𝗻 𝗲́𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝘀 𝗮𝘂 𝗙 𝗜 𝗠!
𝗟𝗲 𝗖𝗜𝗗𝗦𝗧 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗜𝗠 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement à la FIM 2026 !