Nidina ifotony nanatanteraka fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy teto amin’ny CIDST Tsimbazaza ny DGRS sy ny DRI eo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), sy ireo ekipa notarihiny ny alarobia 25 martsa 2026.
Amin’ny maha foibem-pikarohana ny CIDST eo ambany fiahian’ny MESUPRES, dia nisy ny fifanakalozan-kevitra sy dinidinika niarahan’izy ireo tamin’ny Tale sy ireo « Chefs de dรฉpartements/Services » eto anivon’ny CIDST mba hanatsarana ny fomba fiasa sy ny fifandraisana eo anivon’ny foibem-pikarohana sy ny Ministera foibe.
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !