Antony iray lehibe ahafahana manatanteraka ny asa antsakany sy andavany ny fahadiovan’ny toeram-piasana sy ny manodidina azy, araka izany dia niara-nisalahy nanatanteraka fanadiovana faobe ny mpiara-miara rehetra teto anivon’ny CIDST, notarihin-dRamatoa Tale RAKOTOARISEDY Marcella Julie, anio zoma 27 martsa 2026.
Izany no natao dia mba ho tontolo madio sy maha-te honina hatrany ny toeram-piasana, mba hanana filaminan-tsaina sy fahatoniana ny tsirairay eo am-panatanterahana ny asa andavanandro.
Ankasitrahana hatrany ny fiaraha-mientan’ny rehetra.
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !