Minisitry ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-tsiansa
Ny Tale sy ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny 𝐂𝐈𝐃𝐒𝐓 dia faly miarahaba an’Andriamatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, ny 𝐏𝐫 𝐑𝐀𝐕𝐎𝐍𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐝𝐚𝐨h𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐚-𝐕𝐲, amin’izao nahavoatendry azy ho Minisitry ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa izao indray.
Mirary fahombiazana hatrany tompoko amin’ny fampandrosoana ny ministera izay tarihinao.
More Stories
𝗨𝗻𝗲 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗿𝗶𝗰𝗵𝗲 𝗲𝗻 𝗲́𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝘀 𝗮𝘂 𝗙 𝗜 𝗠!
𝗟𝗲 𝗖𝗜𝗗𝗦𝗧 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗜𝗠 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement à la FIM 2026 !