Nifarana androany ny hetsika SALON DE L’ETUDIANT ET DE L’EMPLOI MAHAJANGA 2025 izay nokarakarain’ny Ivon-toerana momba ny Torohay sy Fahalalàna Siantifika ary Tekinika CIDST sy ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa nandritra ny roa andro teto Mahajanga.
Fahombiazana tanteraka no azo tamin’izany satria raha 4000 no isan’ny olona nandrasana hitsidika ny hetsika dia mihoatra izany no tonga.
Ny CIDST sy ny MESUPRES dia manolotra fankasitrahana feno ireo mpandray anjara rehetra tamin’izao fampiratiana izao. Ankasitrahana manokana :
Ny Partenaire officiel :Yas Madagascar
Partenaires medias : TVM, VIVA, M3TV-FM, RUM
Manome fotoana antsika indray amin’ny hetsika SALON DE L’ETUDIANT 2025 izay hatao ao ANTANANARIVO ny 04-05-06 Septembre 2025, ao amin’ny LYCEE J.J RABEARIVELO ANALAKELY.
More Stories
Ny CIDST dia mandray anjara amin’ny « TSENABEN’ NY BOKY »
« 𝗧𝘀𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗕𝗼𝗸𝘆 »
𝗢𝗿𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗦𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝗣𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹𝗹𝗲