Anisan’ny fanamby tanterahin’ny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa ao anaty 100 andro ny hanomezana vatsim-pianarana ny mpianatra ara-potoana.
Ny 26 febroary 2024 dia nidina ifotony teny amin’ny CIDST Tsimbazaza, nijery ny fizotran’ ny asa ny Minisitra. Tamin’izany no nankasitrahany ireo tompon’andraikitra rehetra tsy mandry andro tsy mandry alina mamita ny dingana tokony arahina rehetra.
Ny fikirakirana ny rindram-baiko โEDUTICโ dia ifandrimbonanโny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa sy ny Ministeran’ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra ary ny Haitao ara-kajy Mirindra ka nanatrika izany fanaraha-maso izany ireo Sekretera Jeneralinโny Ministera roa tonta. Tafiditra ao anatinโny fikarakarana ny fampidirana ireo antontan-kevitra sy antotanโisa avy any aminโireo Oniversite tsirairay, ny fandrafetana ny lisitra farany, ny famoahana ny tetiandro ary ny fandoavam-bola.
Ankoatra izay dia mbola iarahana miasa akaiky aminโireo Oniversite ny fijerena ny olana misy, mba hampizotra an-tsakany sy an-davany ny asa sy tsy hisian’ny fanamarihana na « rรฉclamation » intsony.

More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !