CIDST

Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

๐—™๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† « ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฒ๐—ป ๐—ง๐—ฒ๐—ฐ๐—ต๐—ป๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ๐˜€, ๐—š๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฒ๐˜ ๐—œ๐—ป๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐——๐—ผ๐—ฐ๐˜‚๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ » (๐—ง๐—š๐——๐—ผ๐—ฐ)

smart

Ao anatin’ny fiaraha-miasan’ny CIDST sy ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara – BNM (Bibliothรจque Nationale de Madagascar) hatrany, dia ankafaliana no hanambarana fa vita soamantsara ny fiofanana mahakasika ny TGDoc, izay natao ny 1-5 jona 2026, tato amin’ny CIDST Tsimbazaza.
ย  ย  ย  ย Mpandray anjara miisa 13 no nampitombo ny fahalalany mahakasika ny fitantanana sy fikirakirana ny tranomboky nandritra ny dimy andro, izay azo lazaina fa fotoana nahazoana fahalalana sy haren-tsaina maro.
  • Ankoatra ny lafiny teknika dia nisy ihany koa ny fizarana sy fifanankalozana traikefa teo amin’ny samy mpandray anjara, izay tombony lehibe ho azy ireo.
  • ย Ny lanonam-pamaranana dia notarihin-๐๐‘๐š๐ฆ๐š๐ญ๐จ๐š ๐“๐š๐ฅ๐ž๐ง’๐ง๐ฒ ๐‚๐ˆ๐ƒ๐’๐“, ๐‘๐€๐‰๐€๐Ž๐๐€๐‘๐ˆ๐’๐Ž๐ ๐Œ๐š๐ซ๐œ๐ž๐ฅ๐ฅ๐š ๐‰๐ฎ๐ฅ๐ข๐ž, izay nofaranana tamin’ny fizarana ny « Attestation » ho an’ny mpandray anjara rehetra ho fankasitrahana azy ireo tamin’ny fahafoizan-tenany sy ny ezaka nataony nandritra izay dimy andro izay.
  • ย Isaorana manokana ihany koa ireo mpampiofana rehetra, tamin’ny fizarana sy fampitana fahalalana nataon’izy ireo.
ย  ย  ย Arabaina sy ankasitrahana tanteraka ny rehetra na ny mpampiofana na ny mpandray anjara tamin’ny ezaka nataon’ny tsirairay
« ๐‘ด๐’‚๐’๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’‰๐’‚๐’•๐’“๐’‚๐’๐’š ๐’‰๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‘๐’†๐’‹๐’š ๐’‡๐’‚ ๐’‰๐’๐’๐’‚๐’›๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’†๐’•๐’ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’๐’š ๐’•๐’†๐’•๐’Š๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’’๐’๐’š ๐’‡๐’๐’“๐’Ž๐’‚๐’•๐’Š๐’๐’ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ »

Plus d'articles