Tontosa androany 26 septambra 2024, tao Ambohitsilaozana ny fampiofanana mahakasika ny « Ressources Documentaires Numรฉriques (RDN) » nokarakarain’ny CIDST niarahana tamin’ny « Institut Supรฉrieur des Technologies Rรฉgional Alaotra Mangoro (ISTRALMA)« .
Mpianatra miisa 393 avy amin’ny sampam-piofanana Droit, รconomie, Gestion, Agronomie ( niveau Licence sy Master) tao amin’ny ISTRALMA no nanatrika ny fiofanana.
Niara-nisalahy tamin’ny fanatontosana izao hetsika izao ny ekipan’ny CIDST, ary nanontrona sy nanome voninahitra izany fotoana izany ny Talen’ny ISTRALMA, Dr ANDRIAMPARANOKASAINA Tahirisoa.

More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !