Mpianatra ao amin’ny taona faha-4 miisa 21 avy ao amin’ny รcole Vรฉtรฉrinaire de l’Universitรฉ de Mahajanga no tonga nanao fitsidihana teto amin’ny CIDST, androany 05 jolay 2024.
Namantatra ireo tolotra misy eto anivon’ny CIDST izy ireo, ary liana indrindra tamin’ireo torohay mahakasika ny tontolon’ny biby fiompy toy ny kisoa sy ny vorona isan-karazany.


More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !