ย ย ย ย ย ย Tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanomanana ny Salon de l’รฉtudiant 2025 ny ekipan’ny CIDST amin’izao fotoana izao. Nisy arak’izany ny fivoriana nampitain-davitra izay niarahana tamin’ireo mpiara-miasa any amin’ny antenne CIDST isam-paritra: Mahajanga-Fianarantsoa-Toamasina, niresahana sy nifanomezana toromarika mahakasika ny fanantanterahana ity hetsika ity.
ย ย ย ย ย ย Tao aorian’ny fivoriana dia nisy avy hatrany ny fidinana ifotony teny amin’ny toerana hanaovana izany, nanao fandrefesana ny toerana sy nijery ny fandaminana mbola tokony ho atao.
ย ย ย ย ย ย Ankasitrahana ny ekipa rehetra na ny eto Antananarivo na ny any amin’ny faritra miara-mientana amin’ny fanomanana sy fanatontosana ny “Salon de l’รฉtudiant andiany faha-3, 2025”.
More Stories
๐๐ง๐ข๐๐จ๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐๐๐ซ : ๐๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ก๐๐ง๐จ๐ฏ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐ฏ๐๐ก๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ฌ๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐จ๐ซ๐
๐๐ถ๐๐๐ถ๐ฑ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ « ๐๐ฐ๐ผ๐๐ถ๐น๐น๐ฎ๐ด๐ฒ ๐ง๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎฬ๐ป๐ฎ »
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐