CIDST

Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

๐—–๐—œ๐——๐—ฆ๐—ง M๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ H๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, M๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† S๐—ผ๐—ฎ

Toy ny fanao isan-taona, dia notontosaina androany 19 desambra 2025, ny fety fifampiarahabana sy firariantsoa niarahan’ny mpiara-miasa rehetra teto amin’ny CIDST, izay notarihan-dRamatoa Tale, ๐ƒ๐ซ ๐๐€๐‹๐˜ ๐‚๐ข๐ง๐๐ฒ ๐•๐ž๐ซ๐ฆ๐ž๐ข๐ฅ๐ฅ๐ž.
  • Tao anatin’izany ny fiarahabana sy fisaorana an-dRamatoa Tale tamin’ny nahavitana ny taom-piasana 2025; ny fiarahabana ireo mpiara-miasa tera-bao sy andeha hisotro ronono, ny fizarana “panier garnie” sy solom-pen’akoho ho an’ny mpiasa rehetra, mba ho fanamafisana ny fihavanana sy fizarana hafaliana ho an’ny isan-tokantrano amin’izao fety izao.
  • Ny Tale sy ny mpiara-miasa rehetra eto amin’ny CIDST dia mirary Krismasy feno fifaliana sy taona vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra.

About Post Author

Plus d'articles