Tontosa soa aman-tsara nandritra ny herinandro lasa teo ny Filankevitry ny Fitarihana Ara-tsiansa (CSO) nataonโireo Tale Jeneraly sy Talenโny Ivon-toeram-pikarohana 8 eo ambany fiahianโny Fitaleavana Jeneralinโny Fikarohana Ara-tsiansa ao aminโny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa. Nandritra izany fivoriana izany no navoitra ny tatitra momba ny asa vita taminโny taona 2025 sy ny vinavinanโireo tetikasa ho anโny taona 2026.
ย ย ย ย ย Notanterahina teny aminโny efitra fivoriana ao aminโny Fitaleavana Jeneralinโny Fikarohana Ara-tsiansa, Tsimbazaza, ny 20 novambra 2025, teo anatrehanโny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy, ny fizarana sy fifanakalozana.
ย ย ย ย ย Ny tatitra sy ny adihevitra dia nifantoka taminโireo vokatra azo ampiharina avy aminโny fikarohana, izay manampy mivantana ny olona ifotony sy mampiroborobo ny toekarena malagasy.
ย ย ย ย ย Nanamafy ny Minisitra fa manana andraikitra lehibe aminโny fampandrosoana ny Firenena ny fikarohana, ary nanentana ireo ivon-toeram-pikarohana hanolotra mazava ireo vokatra efa azo ampiasaina mba hoentinโny mpanapakevitra hamaliana ny filร na eo aminโny sehatry ny fampandrosoana maharitra.
More Stories
๐๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐น ๐ฎฬ ๐ฐ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ฎ๐๐๐ฟ๐ฒ๐ – ๐๐๐ฒ๐น๐ถ๐ฒ๐ฟ ๐ฑ๐ฒ ๐ณ๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ยซ ๐ง๐ฒ๐ฐ๐ต๐ป๐ถ๐พ๐๐ฒ, ๐๐ฒ๐๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฒ๐ ๐๐ป๐ณ๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐พ๐๐ฒ ๐๐ผ๐ฐ๐๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ
๐๐๐๐ฆ๐ง M๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ H๐ฎ๐ณ๐ฎ๐น๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ, M๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ S๐ผ๐ฎ
๐๐ผ๐ฟ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฒ๐ป ๐ฃ๐ฟ๐ผ๐ฝ๐ฟ๐ถ๐ฒฬ๐๐ฒฬ ๐๐ป๐๐ฒ๐น๐น๐ฒ๐ฐ๐๐๐ฒ๐น๐น๐ฒ (๐ฃ๐)