Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 11 Septambra 2025 ny ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐ Fianarantsoa, izay karakarain’ny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES) sy ny โCentre dโInformation et de Documentation Scientifique et Techniqueโ (CIDST), atao manoloana ny Tranompokonolona Tsianolondroa ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ 11 ๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐๐ก๐๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐จ 12 ๐๐๐ฉ๐ญ๐๐ฆ๐๐ซ๐ 2025.
ย ย ย ย ย ย Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Filohan’ny Oniversite’ny Fianarantsoa, ๐๐ซ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข๐ฆ๐ฬ ๐๐ข๐๐ก๐๐ซ๐ niaraka tamin’ny Talen’ny CIDST ๐๐ซ ๐๐๐๐ ๐๐ข๐ง๐๐ฒ ๐๐๐ซ๐ฆ๐๐ข๐ฅ๐ฅ๐, nontronin’ireo solontena avy ao amin’ny “Administration gรฉnรฉrale” sy ny “Commune Urbaine” Fianarantsoa
ย ย ย ย ย ย Nahatratra 32 ireo mpandray anjara, ary tranoeva miisa 35 no manao fampirantiana eny antoerana, ahitana sampampianarana maro miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana.
ย ย ย ย ย ย Tanjona aminโizao hetsika izao ny hanomezana torolalana ara-piofanana sy arakโasa ho anโireo tanora eto Fianarantsoa.
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !