Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 06 Septambra 2025 ny ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐ TOAMASINA 2025 izay karakarainโny โCentre dโInformation et de Documentation Scientifique et Techniqueโ (CIDST) sy ny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES) izay atao eo amin’ny ๐ฃ๐๐ฅ๐ฉ๐๐ฆ ๐๐ ๐’ ๐๐ขฬ๐ง๐๐ ๐๐ ๐ฉ๐๐๐๐ ๐ง๐ข๐๐ ๐๐ฆ๐๐ก๐ androany 06 sy rahapitso 07 Septambra 2025.
ย ย ย Nanomboka taminโny 08 ora maraina ny lanonam-panokafana izay notronin’ny avy ao aminโny Mairie TOAMASINA, ny Talenโny CIDST ๐ฟ๐ง ๐๐ผ๐๐ ๐พ๐๐ฃ๐๐ฎ ๐๐๐ง๐ข๐๐๐ก๐ก๐, ary ny Filohan’ny Oniversitenโny Toamasina ๐๐ง ๐ฟ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐๐๐๐ผ.
ย ย ย Tranoeva miisa 50 no mandray anjara ary ahitana sampampianarana maro miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, ary ahitana orin’asa maro ihany koa.
ย ย ย Tanjona aminโizao hetsika izao ny hanomezana torolalana ara-piofanana sy arakโasa ho anโireo tanora eto Toamasina.
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !