Notanterahina teto aminโny CIDST Tsimbazaza androany 26 Aogositra 2025 ny fivoriana niarahana taminโireo mpandray anjara aminโny hetsika ๐ฆ๐ฎ๐น๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ ๐น’๐ฒฬ๐๐๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ andiany faha telo izay karakarainโny CIDST Tsimbazaza sy ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa ny faha 04-05-06 Septambra 2025 izao, izay hatao ao aminโny JJ Rabearivelo Analakely.
ย ย ย ย ย ย ย ย Natao izao fivoriana izao mba ho fanomanana sy hanomezana ny toro-marika rehetra izay tokony ho fantatry ny mpandray anjara mba hampizotra tsara antsakany sy andavany ny hetsika izay karakaraina. Nisy tao anatinโizany ny fifanakalozan-kevitra hanatsarana ny fifandraisana eo aminโny mpikarakara sy ny mpandray anjara ary tanjona ny hanomezana tolotra tsara sady miavaka nefa maimaimpoana ho anโny tanora Malagasy rehetra.
ย ย ย ย ย ย ย ย Efa vonona daholo ny mpiantsehatra rehetra fa dia manentana antsika ho tonga maro hitsidika ny ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐๐๐ 3รจme รฉdition, izay hatao ao aminโny JJ RABEARIVELO Analakely ny 04-05-06 Septembre 2025 izao.
More Stories
Actualitรฉs des bibliothรจques du monde
๐ญ๐๐๐๐๐๐’๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ » ๐ป๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐ ๐’๐ฐ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ซ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ » ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐’๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐ช๐ฐ๐ซ๐บ๐ป!
๐ง๐ผ๐ฟ๐ผ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ’๐ฎ๐๐ฎ