Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

Tontosa soamantsara ny fanentanana sy torolalana arak'asa nokarakarain'ny CIDST, niarahana tamin'ny mpianatry ny Lisea Philibert Tsiranana Mahajanga, izay natao tao amin'ny "Maison de la Culture" Mahajanga.
Mpianatra miisa 363 avy ao amin'ny kilasy famaranana no nanatrika ny fanentanana.
Tanjona ny hampahafantarana ireo mpianatra ny karazana sampam-mpiofanana samihafa misy eny anivon'ny Oniversitem-panjakana sy hanampiana azy ireo hisafidy ny lalam-piofanana afaka harahina aorianโny bakalorea.
Toy ny mahazatra dia nisy ny fanentanana nataon'ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny avy ao amin'ny CIDST, izay notarihan-dRamatoa Tale, Dr NALY Cindy Vermeille, ary nofaranana tamin'ny fametrahana fanontaniana arahina valiny ny fotoana.
More Stories
๐๐ ๐ฆ๐๐ฉ๐๐๐ญ-๐ฉ๐ข๐จ๐ฆ ๐’๐๐ซ๐ฃ๐๐ฅ๐ง๐๐ฆ๐ ๐ก๐จ๐ ๐ฬ๐ฅ๐๐ค๐จ๐ ๐๐จ ๐ฆ๐๐ฅ๐ฉ๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ฅ๐๐๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐๐ฉ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ฆ๐ง
๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ผ๐ฏ๐ฒ ๐ป๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎs๐ฎ ๐๐ฒ๐๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐๐๐๐ฆ๐ง
๐ ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐ฅ๐ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฅ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ค๐๐ซ๐จ๐ก๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ง๐ฌ๐ ๐ญ๐๐ญ๐จ ๐๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐