Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique
Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique
Nidina ifotony tany Toamasina indray ny ekipan’ny CIDST notarihin-dRamatoa Tale, Dr NALY Cindy Vermeille, niaraka tamin’ny CIDST Toamasina , nanome torolalana ara-piofanana sy arak’asa ho an’ireo mpianatra kilasy faharoa (Seconde), kilasy voalohany (Premiรจre) ary kilasy famaranana (Terminale) tao amin’ny Lisea Jacques Rabemananjara, ary nanao fanentanana ho an’ny mpianatra mahakasika ny fandrindram-piterahana tao amin’ny Oniveriste Barikadimy ny 19 sy 20 martsa 2025.
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !