
Ho tonga indray ity ny ๐๐๐ฅ๐จ๐ง ๐๐ ๐ฅ'๐ฬ๐ญ๐ฎ๐๐ข๐๐ง๐ญ 2026 ๐๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐, izay karakarain'ny CIDST miaraka amin'ny Direction Gรฉnรฉrale de l'Enseignement Supรฉrieur (DGES) eo anivon'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa.
โ
Koa manasa antsika rehetra mpandray anjara sy ireo maniry handray anjara amin'izany hetsika lehibe izany (Oniversite miankina na tsy miankina amin'ny Fanjakana, ny Grandes รcoles, ireo Sekoly mpampiofana arakasa, sns), mba hanatona avy hatrany ny CIDST Tsimbazaza na hiantso ny tomponandraikitra mba hahafahana mamandrika dieny izao ny toerana sy hamantatra ny andinindininy.
โผ๏ธ ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ฆ๐๐ซ๐ข๐ค๐ ๐๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐๐๐ค๐จ๐ฅ๐ฒ ๐๐ฆ๐๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐๐ก๐๐ณ๐จ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ง๐ ๐ข๐ซ๐๐จ ๐ง๐๐ก๐๐ณ๐จ ๐ง๐ฒ "๐๐๐๐ข๐ฅ๐ข๐ญ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง" ๐๐ฏ๐ฒ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ "๐๐ข๐ซ๐๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฬ๐ง๐ฬ๐ซ๐๐ฅ๐ ๐๐ ๐ฅ'๐๐ง๐ฌ๐๐ข๐ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐ญ ๐๐ฎ๐ฉ๐ฬ๐ซ๐ข๐๐ฎ๐ซ (๐๐๐๐)" ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ ๐ง๐จ ๐๐๐๐ค๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐๐ง๐ฃ๐๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ญ๐ฒ ๐ก๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ค๐๐ซ๐๐ค๐๐ซ๐๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐ ๐ข๐ญ๐ฒ.
๐ ๐ต๐ ๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐:
๐ด Fianarantsoa : 13โ14 Aogositra 2026
๐ด Mahajanga : 21โ22 Aogositra 2026
๐ด Toamasina : 28โ29 Aogositra 2026
๐ด Antananarivo : 27โ28โ29 Aogositra 2026
๐ด Toliara : 17โ18โ19 Septambra 2026
โ๏ธ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐:
โฟโโ โโ โโโ โโ /
โฟโโ โโ โโฟโ โโ
๐ Manasa anao hatrany hanaraka ny pejy Facebook CIDST Tsimbazaza mba hahazoanao vaovao tsy tapaka.