Ao anatin'ny vanim-potoan'ny afo isika izao satria mafana sy maina ny andro, maina ny zavamaniry ary mahery ny rivotra.
Asaina arak'izany isika rehetra hitandrina ary hanaraka ireto toromarika ireto raha sanatria misy trangan'afo.