Tafiditra ao anatinโny ezaka iombonanโny ministera rehetra ny fanadiovana sy fanatsarana ny Tanร nanโAntananarivo, ho fanomanana ny fandraisanโi Madagasikara ny fivorianโny Vaomieranโny Ranomasimbe Indiana (COI) ny 24 aprily 2025.
Ny fianakaviambenโny Ministeranโny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-Tsiansa, notarihin-dRamatoa Minisitra, Pr CHAMINAH Loulla dia nandray anjara taminโny fanadiovana faobe, ny 28 Marsa 2025, nahitana ireo mpiasa eto anivonโny ministera, ireo avy any aminโireo foibem-pikarohana eo ambany fiahiany, ary ireo rafitra mifandray aminy.
Nifantoka taminโny fanesorana ireo fako sy ny fanadiovana ireo toerana maloto manodidina anโi Mahamasina sy Anosy, faritra be mpivezivezy eto an-drenivohitra, ny asa natao. Naneho firaisankina sy fifanomezan-tanana ireo mpandray anjara rehetra nandritra ity hetsika ity, izay mbola hitohy.
More Stories
๐จ๐ป๐ฒ ๐ท๐ผ๐๐ฟ๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฒ ๐ฒ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ป๐ด๐ฒ๐ ๐ฎ๐ ๐ ๐ ๐ !
๐๐ฒ ๐๐๐๐ฆ๐ง ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ ๐น๐ฎ ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐น๐ฒ ๐ฎฬ ๐น๐ฎ ๐๐๐ 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement ร la FIM 2026 !