Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique
Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique
Ho tohin’ny fanohanana ireo mpandray anjara tamin’ny « Science Hack Day » andiany faha-10, ny CIDST dia nanolotra fiofanana mikasika ny « propriété intellectuelle » ho an’ireo mpandray anjara tamin’izany hetsika izany.
Izany no natao dia ho fanampiana sy fanohanana ireo mpikaroka sy mpamorona mba ahafahany miaro sy manome lanja bebe kokoa ny asa famoronana izay ataony.
Tsiahivina fa nandray anjara tamin’izany ihany koa ireo namana mpiara-miasa avy ao amin’ny @CNRIT mba ho fanamafisana ny fahaiza-manao.
More Stories
𝗨𝗻𝗲 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗿𝗶𝗰𝗵𝗲 𝗲𝗻 𝗲́𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝘀 𝗮𝘂 𝗙 𝗜 𝗠!
𝗟𝗲 𝗖𝗜𝗗𝗦𝗧 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗜𝗠 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement à la FIM 2026 !