Andro faharoa amin’ny fifaninana!
Samy mikaon-doha miketrika ny fananganana ny tetik’asany avy ireo mpifaninana, rapitso Alahady ny famaranana sy fitondrana ny vokatra eo anatrehan’ny mpitsara.
Ho ampitaina mivantana eto amin’ny pejy Facebook CIDST Tsimbazaza ny famaranana koa manasa antsika hatrany hanaraka ny pejy

More Stories
𝗨𝗻𝗲 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗿𝗶𝗰𝗵𝗲 𝗲𝗻 𝗲́𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝘀 𝗮𝘂 𝗙 𝗜 𝗠!
𝗟𝗲 𝗖𝗜𝗗𝗦𝗧 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗜𝗠 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement à la FIM 2026 !