Mitohy hatrany ny fanentanana mahakasika ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana eny anivon’ireo Oniversitem-panjakana. Anjaran’ny Oniversite Analanjirofo indray no nisitraka izany androany 05 martsa 2024.
Ny Fanentanana dia niarahana hatrany tamin’ny ekipan’ny CIDST izay tarihin-dRamatoa Tale NALY Cindy Vermeille, niaraka tamin’ireo mpiasan’ny fahasalamana any amin’ny faritra.
Tsiahivina hatrany fa tantsoroka ho an’ireo mpianatra amin’ny fisorohana ny vohoka tsy niriana no tanjona amin’izao hetsika izao.

More Stories
𝗨𝗻𝗲 𝗷𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗿𝗶𝗰𝗵𝗲 𝗲𝗻 𝗲́𝗰𝗵𝗮𝗻𝗴𝗲𝘀 𝗮𝘂 𝗙 𝗜 𝗠!
𝗟𝗲 𝗖𝗜𝗗𝗦𝗧 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗱 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗿𝗼𝗹𝗲 𝗮̀ 𝗹𝗮 𝗙𝗜𝗠 2026 !
C’est parti ! Le CIDST est officiellement à la FIM 2026 !