Araka ny efa nampitaina teo aloha dia hisy ny “𝙖𝙩𝙚𝙡𝙞𝙚𝙧 𝙙𝙚 𝙛𝙤𝙧𝙢𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙚𝙣 𝙍𝙚𝙨𝙨𝙤𝙪𝙧𝙘𝙚𝙨 𝘿𝙤𝙘𝙪𝙢𝙚𝙣𝙩𝙖𝙞𝙧𝙚𝙨 𝙉𝙪𝙢𝙚́𝙧𝙞𝙦𝙪𝙚𝙨” (𝙍𝘿𝙉) 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙩𝙤𝙧𝙤𝙡𝙖𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙖𝙠’𝘼𝙨𝙖, izay iarahana amin’ny ekipan’ny CIDST Tsimbazaza Antananarivo sy ny CIDST Mahajanga.
Izany dia ho tontosaina ny 07-08 Mai 2025 izao, ao amin’ny 𝙈𝙞𝙣𝙞-𝘼𝙪𝙙𝙞𝙩𝙤𝙧𝙞𝙪𝙢 𝙄𝙊𝙎𝙏𝙈 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙟𝙖𝙣𝙜𝙖, koa hanasana antsika mpianatra, mpampianatra, mpikaroka sy ireo rehetra izay liana amin’izany.