Vous êtes ici Accueil > Actualités

Varavarana misokatra

Ny Ivo-toeram-panavaozam-pahalalana ho an’ny Fampandrosoana na Centre de Ressources pour le Développement eo ambany fiadidian’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa (Ministère de l’Enseignement Supérieur et de la Recherche Scientifique), sy ny Ivo-toeram-piofanana Teknika sy Haisasa ho an’ny vehivavy na Centre de Formation Professionnelle pour les femmes eo ambany fiadidian’ny Ministeran’ny Asa sy Fampiofanana arak’Asa (Ministère de l’Emploi, de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle) dia :
Faly manasa antsika rehetra ho tonga hitsikida ny varavarana misokatra izay karakarain’izy ireo ao Tsimbazaza ampitan’ny vavahadin’ny Parc Botanique et Zoologique de Tsimbazaza ny 07 sy 08 Marsa 2016 manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora tolak’andro.
Izany dia entina ampahafantarana bebe kokoa ireo sampa-piofanana arak’asa misy toy ny :

  • Hai-fy sy fanaingona latabatra (hôtellerie et restauration) ;
  • Zaitra (Coupe et couture) ;
  • Asan-jaridaina (jardinage) ;
  • Informatika (Informatique bureautique).

Ary koa tolotr’asa mikasika ny fanomezana torohay sy ny fitrandrahana ny Internet ho an’ireo olo-mila rehetra tsy ankanavak ana kely na lehibe eo amin’ny sehatra samy hafa.

Manasa antsika ho tonga maro

Site web conçu par CeRSAE & VizEcho Media
avec l´appui du projet PARRUR - SCAC Ambassade de France

Copyright © Centre National de Recherche - 2012
Tous droits reservés